Miarahaba ireo Zokiolona feno 65 Taona no miakatra isika ny 14 Janoary 2024. Andao hanoratra ny anaran’ireo Ray aman-dRenintsika, Zokintsika nahatratra izany noho izao Taona vaovao mbola nomen’ny Tompo ahafahantsika rehetra manaja azy ireo. Alao hery, ao amin’ny Mpandraharaha ny Fiangonana no manoratra anarana isika.
Mankasitraka